sitrak | 11 Janoary, 2007 09:32
hahaha | 11/01/2007, 12:50
fantako i hihihi,
ataoko misy eo ny hihihiII fa :-P
Hery | 11/01/2007, 14:32
Sao dia mba olana teknika arany. hmmm
miangaly | 11/01/2007, 15:51
mba tara am reo olona rehetra ireo ireo nanokatra blaogy e. Soa fianatsa hono koa..jereo ny an i soanja, zara raha nisy na inona na inona h@ zao hafa tsy ny hevitra napetraky ny namana. Iza koa ny manaraka?
miangaly | 11/01/2007, 18:56
Izao ve ry hery ho olana ara teknika, na ilay izy aza efa nahazo anarana hoe sitraka.
kitjo | 11/01/2007, 19:14
tena mpikambana Namana tokoa ilay "sitraK" fa asa izay nitondrany ny anarako..mety mba mahafinaritra azy angamba ..hihihi
i hihihi ihany e | 11/01/2007, 19:30
Fantatso koa i hahaha! za angah heverinao fa tsy mahay mamorona hahahaII koa ?!!! hihihi
Fa ity misy ankamantatsa e : mpikambana iza ary no mpanao hehehe ? ( ny mpanao forum de mahalala azy tsara :-) ).
hahaha | 11/01/2007, 20:04
hehehe malaza be e, mifoka sigara anakiroa izy matetika :-P tsy hitahita tsony nedala elaela zay, na ny blaoginy aza tsy miainga.
d iza ny hohoho ?
hehehe | 11/01/2007, 20:08
Eto ihany leisy rahahaha fa mamaky fotsiny kle, hehehehehe =))=))
Iza ary ity hihihi ity kle. :-@
hahaha | 11/01/2007, 20:24
daaaa mitsikilo zany dai manala azy an hehehehe
rahihihi kou ve zao tsy ho sefon'ny mpanala azy e
sa fake hihihi yyyyyyyy
:-@:-@
hihihi | 11/01/2007, 23:15
za efa ela no mpanala azy ra-Hahaha a! na forum io na bilaogy na rvg! hehehe
miangaly | 12/01/2007, 01:16
fa ahoana no hahafantarana hoe iza i hahaha sy hehehe sy hihihi e? misy fomba hamantarana azy angaha sa ny fanoratra? izaho tena tsy mahita hoe @ fomba ahoana.
huhuhu | 12/01/2007, 03:56
hiihiihi
za koa tsy mahalala!!!
hy grek! hy grek! hy grek! | 12/01/2007, 17:55
kriaby yyy
kitjo | 12/01/2007, 18:20
mba tian' i sitraK ngamba ny anarako dia nalainy?
ho ho ho | 12/01/2007, 19:43
Merry christmas!!!
hy grek! hy grek! hy grek! | 13/01/2007, 17:17
hummmm, misy tatanta njay an
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |
Re: Tonga soa sitraK!
hihihi | 11/01/2007, 12:21
refa avy nandalo i jentilisaII sy i soanjaII dia anjaran'i kitjo ndray zany zao a! hihihi