sitrak | 11 Janoary, 2007 09:32
kitjo | 14/01/2007, 10:09
mahagaga alo fa d mitovy ko na le endrik' ilay blaogy aza e..
hy grek! hy grek! hy grek! | 15/01/2007, 13:09
hmmmm, misy dikany zany
kitjo | 16/01/2007, 14:18
k le mpanao azy ary any d tsita ko!
Hô sirkônfleks! Hô sirkônfleks! Hô sirkônfleks! | 03/02/2007, 01:55
Tena simba ry reto le blaogin'olona anaovantsika azy a :) . ilay tompony zao lasa tsy sahy nanoratra intsony satria fenointsika zavatra be dia be tsy misy dikany ilay izy. sady mety menatra koa izy zao hanova an'io "kitjo" io satria efa haintsika ny tena ps-ny :).
kitjo | 03/02/2007, 11:35
in ndray ty sirkonfleks ty e..haha
ka izy ary tsita zay nalehany tsy zarany tsika mba mamelona ny blaoginy ato
Tokinao | 08/02/2007, 01:09
Ary sao dia mba i .... ihany ary no i ... e ? hihihi
kitjo | 12/02/2007, 19:31
mbola mitohy foana v ry Tokinao an!!
an3 ka...tsy mila manao an'izany isika....
ikalamako | 12/03/2007, 19:30
hay ve misy karazany toa zao koa ny blaogy e!!!!!!!!!!!!
hahohihe | 16/03/2007, 09:44
nisy dôly ny hahaha,hohoho,hihihi,hehehe d mba hahohihe ndray zao e
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |
Re: Tonga soa sitraK!
kitjo | 14/01/2007, 10:08
tatanta anah sitraK ..hihihi